
Elisé Romuald, henika aingam-panahy, tapatapakahitra nifanaovany tamin'i Tsikimilamina Rakotomavo

Poetawebs tao amin'ny Tsenaben'ny boky 2025
Tanteraka soa aman-tsara tao amin'ny tokotanin'ny Tranombokim-pirenena ao Anosy ny 04, 05 ary 06 jona 2025
Valiha Gasy mandalina an'i
Randja Zanamihoatra - Ny
asasoratra nifotorany. Nanoratra izay rehetra nandalo
tao an-tsainy i Randja Zanamihoatra raha ny fisavovon'ny takelaka
manidiny no tsikeraina
Tsenaben'ny boky, hotanterahina ny 04 - 05 - 06 jona 2025 ao amin'ny tokotanin'ny Tranombokim-pirenena ao Anosy
Iray
Volan'ny Teny Malagasy ao Vakinankaratra,
ho henika seho kanto, hanatanteraka fifaninanana soratononina,
fanolorana bokin-tononkalo vaovao ary atrikasa tsipelina sy velakevitra.

Fiakaran'ny
aingam-panahy, andro faharoa tamin'ny fankalazana ny fahazato
taonan'ny poeta Randja Zanamihoatra ny teny amin'ny Le Park Bemasoandro
Itaosy

Akoakon'ny
Kipantsona, fanolorana ny boky vaovaon'i Lova Santatra
sy Voary ny 24 mey 2025 teo tao amin'ny Cercle
Gemano-Malgache Analakely.
Fanandratana ny maha Malagasy - Faniry
Ezeckiel.
Miantso ireo mpiserany hiaraka manandratra ny maha Malagasy aminy ny Poetawebs
Miantso ireo mpiserany hiaraka manandratra ny maha Malagasy aminy ny Poetawebs

Ako sy feon'ny lanonam-panokafana
ny fahazato taonan-dRandja Zanamihoatra ny
27 mey 2025
Fahazato taonan'i Randja,
lanonana roa sosona no
hotanterahina: "Ako sy feo" sy "Bar à Livres"
Lahatsoratra
Randja Zanamihoatra rahampitso.
Lanonana
manetriketrika eo ambany fiahian'ny Ministera

Randy Donny, mpanao gazety sady
misahana ny kanto, manana andraikitra amin'ny
fahazato taonan-dRandja

Zo Maminirina, poeta,
mpanao gazety, tranainy ao
amin'ny Faribolana Sandratra, manambara ny faha-100 taonan'i Randja

Valiha Gasy manambara
an'i Randja. Misahana ny fikarohana ao amin'ny komitin'ny
fankalazana ny fahazato taonan'i Randja

Masoandro
amam-bolana, boky vaovaon'ny poeta Ny Tsiaro. Tapatapakahitra
nifanaovany tamin'i Faniry Ezeckiel - Poetawebs

Mifanerasera
amin'ny fianakavian'i Randja Zanamihoatra ny Poetawebs. Vahininy : ny
zanany Nobel sy
ny zafikeliny Avisoa.

Niarahana tamin'i Nirihaja
mahakasika ny fankalazana ny faha-100 taonan'ny poeta andrarezina Randja
Zanamihoatra, iarahana amin'ny taranany sy ny fianakaviamben'ny
poeta malagasy
Navoaka imaso tao amin'ny
tranombokim-pirenena Anosy ny 7 mey 2025 ny boky "LA
POÉSIE DE MADAGASCAR, Anthologie de Dominique Ranaivoson", amboara
nofantenana sy narindran'ity mpandalina ny literatiora ity.

Naresaka ny Ankaromiafina
Sehatra tao amin'ny CGM
Analakely nanoloran'ny Faribolana Sandratra Betafo ny boky vaovao
Ankaromiafina
Ankaromiafina, boky vaovaon'ny Faribolana Sandratra Betafo, atolotra ao amin'ny CGM Analakely amin'ny 26 avrily 2025.
Safidin'i Bidy, tononkalon'i Tala Vina, nohadihadin'i Toetra Ràja
Zava-dehibe amin'ny fiainana ny safidy satria iankinan'ny hoavy ary antoky ny maha olona sy ny fahalalahana.
Nilentika ny masoandrom-piainan'i Frédéric Randriamamonjy, mpanoratra, mpahay tantara, filoham-boninahitry ny Akademia malagasy ary vady andefimandrin'ny poeta sy mpanoratra Esther Randriamamonjy
Mina Ilarion, poeta, mpiangano
Nifanojo tamin'i Tsikimilamina Rakotomavo tanatin'ny ora-mikija i Mina Ilarion. Araho ange ny tafasirin'izy mianadahy tanatin'ny rivotra nifofo sy rotsak'orana e!
Poésie
des 4 Horizons
: La flamme poétique à Madagascar. Tatitry ny fihaonan'ny poeta sy
mpanao slam vahiny sy Malagasy tao amin'ny tranombokim-pirenena Anosy
tamin'ny 6 marsa 2025.
Rabearivelo
? Toy izao no fahitan'i Jacques Rabemananjara azy:
"Vao niditra ny efitra aho hoy Rabemananjara ao amin'ny Revue des Jeunes, dia boky mifanizina no voajeriko..."
"Vao niditra ny efitra aho hoy Rabemananjara ao amin'ny Revue des Jeunes, dia boky mifanizina no voajeriko..."

Akon'ny Alitaram-poezia
Fanolorana boky tononkalon'i Lalaina Ravahy tetsy amin'ny IKM Antsahavola ny sabotsy 15 febroary 2025 teo.

BALISAILLE
andiany fahefatra, Loka iraisam-pirenena momba ny famoronana
poetika. Araho ato ny andinindininy.

Voninkazodia,
atolotry ny poeta Hasina Ratera, renim-pianakaviana, mpiangaly sary koa
ary mpihira sy mpamoron-kira, hamoaka ny bokiny vaovao "VONINKAZODIA"
araka ny resany taminy i Toetra Ràja

Tapatapakahitra
mody masoandro,
niarahana tamin’i RAHAMA Georgette na i ZÔRY, poeta miavaka amin'ny
maha olon'ny haisoratra azy ary voky traikefa amin'izany, mpampianatra
tany Boriziny (Port-Bergé), mpikamban'ny Havàtsa-UPEM, mamaly ny
fanontanian'i Tsikimilamina Rakotomavo (Poetawebs).

Volam-pahavaratra, antsa tononkalon'ny mpiraifaribolana Sandratra
Cercle Germano-Malagasy Analakely
25 janoary 2025

Manazava ny bokiny vaovao
Alitaram-poezia ny poeta Lalaina Ravahy. Hiaka-tsehatra izy ho fanolorana izany.

Faradoboka niavaka, faha-35 taonan'ny fikambanana poeta sy mpanoratra Faribolana Sandratra

Faradoboky ny faha-35 taonany. Nitafatafa tamin'i Toetra Ràja ny poeta Felana sy Nirihaja

Tenin'ny Poetawebs. Poeta manandratra ny maha Malagasy

"Eny indrisy! Ny fanahy malagasy"
tononnkalon'i G.R.G. nohadihadin'i Toetra Ràja ho fanamarihana ny tsingerina faha-92 taonany
Soratr'asa, hetsiky ny SOA MAHATSANGY tao amin'ny akany MANAMPY MAHATONY
Sôva momba ny voninkazo, tononkalon'i Ny Voaroy, nohadihadin'i Heriarilala Andriamamonjy
Teny - Tany - Tena - Sitraka Feno Tanteraka
Ako anaty, boky vaovao an'ny poeta Ilo Sederamanana
Sorapiainan'ny poeta GAMTSOA
Fanamarihana ny tsingerin-taona faha-123 an'ny poeta Harioely
Sôva momba ny rano, tononkalon'i Ny Voaroy, nohadihadin'i Heriarilala Andriamamonjy
A.R.Ni - Tanora vonona, 06 desambra 1961 - 06 desambra 2024.
Tsingerin-taona faha-63
Rahdo, nilofika ilay poeta!
Korisam-penin'ny poeta 2024
Tenin'i Tsikimilamina Rakotomavo
Isotra otri-po, tononkalon'i Fanja Razah, nohadihadin'i Heriarilala Andriamamonjy
Tsingerina faha-86 taonan'ny poeta Di...
Faradobok'i Raozigasy
Radoara raha miteny
Fakan'ny poeta
Tsingerina faha-92 taonan'ny poeta Esther Nirina

Tsiahy nahatamana, elie rajaonarison

Dia mbola hitsetra foana ve? elie rajaonarison

TSIAHY elie rajaonarison

Hiaina ny FANAHY FAHAROA
ny ao Vakinankaratra

"Eto ry Lala", ahoana hoy Ratsifa?
Hetsika somongan-kira

"Eto ry Lala" tsy fahita firy

Sidina am-poezia
Hetsika tononkalo

Vao teny an-tsasa-dalany
Fanadihadiana ny tononkalon'i Rado

Kalo Fanomezana manolotra ny EMBAÑA
Tapatapakahitra nifanaovan'i Kalo Fanomezana tamin'i Toetra Ràja

Tontolo Toly, tontolo miavaka
Sehatra ao anatin'ny fankalazana ny faha-35 taonan'ny Faribolana Sandratra

Nilaozan'i Ariela

Joseph Andrianaivoravelona ! Poeta mizara fitiavana
Fanamarihana ny tsingerinataona nahaterahany

Ratsimaholy Francinet - Sorapiainana
Sorapiainana • Tapatapakahitra • Fandalinana • Sehatra • Lahatsoratra
© Pôetawebs